Category Archives: pôlitika

Hendry ny Malagasy

Hafa ihany ny fahendrena Malagasy. Eo amintsika Malagasy dia fady mihitsy izany mampitaha ny olona iray amin’ny alika na amboa. Anisan’ny ompa tsy hay leferina, ohatra, ny hoe “ilay amboa razana ity” na hoe “ilay alikalahy ity” na koa hoe … Continue reading

Posted in pôlitika | Leave a comment