Category Archives: mozika

karaks…

  Nalaza tao amin’ny tambazotra sôsialy tato ho ato ny karaoké Malagasy mampiasa ny application Sing / Smule. Tsara dia tsara tokoa ilay izy satria ahafahana mampiara-peo amin’ny olona isankarazany erak’izao tontolo izao, na namana io na olon-tsy fantatra, na koa … Continue reading

Posted in mozika | Leave a comment