Monthly Archives: Aogositra 2018

Sarin-tsakafo 6

Share This

Posted in Uncategorized | Leave a comment

Hendry ny Malagasy

Hafa ihany ny fahendrena Malagasy. Eo amintsika Malagasy dia fady mihitsy izany mampitaha ny olona iray amin’ny alika na amboa. Anisan’ny ompa tsy hay leferina, ohatra, ny miteny hoe “ilay amboa razana ity” na hoe “ilay alikalahy ity” na koa … Continue reading

Posted in pôlitika | Leave a comment

Rano e, rano

Resaka tsotsotra anio. Rehefa tsy ampy rano ianao dia lasa kizitina, mora tezitezitra, lasa tsy afaka mieritreritra tsara, ary sahirana vao mahavita mifanto-tsaina amin’ny zavatra atao. Miverina amin’ny laoniny anefa ireo rehefa misotro rano ianao. Noho izany, mitandrema ihany rehefa … Continue reading

Posted in Uncategorized | Leave a comment

Sarin-tsakafo 5

Inona no laoka androany ? Akoho, petits pois, … Lasary voatabia, lasary manga … Lasary tongolo sy voatabia. Dia mitohy ihany ny ravim-bomanga sy patsa ! Azo ampiana hena baolina kely… MADAGASCAR, horonantsarin’i Dries Verlodt. Share This

Posted in Uncategorized | Leave a comment

Lamasinina

Share This

Posted in fizahantany | Leave a comment