
Mandalo kely dia mitsikitsiky.
Ohabolana vaovao ity.
Ny mitoraka blaogy hono dia toy ny mandaka baolina penalty,
ka indraindray tafiditra,
indraindray kosa tsy tafiditra.

Mandalo kely dia mitsikitsiky.
Ohabolana vaovao ity.
Ny mitoraka blaogy hono dia toy ny mandaka baolina penalty,
ka indraindray tafiditra,
indraindray kosa tsy tafiditra.